jeudi 31 mars 2011

andraso² lava

... ny fiandrasana ihany no mahatonga ny fahadisom-panantenàna,
ka raha tsy te ho diso fanantenana dia aleo mihintsy tsy miandry ...

8 commentaires:

  1. Dé aona zany lé oe: 'izay maharitra vadin'andriana'?

    RépondreSupprimer
  2. - samy hafa tokoa lay oé miandry sy maharitra an ! nefa mety oe mitovitovy ihany an ;-)
    - andraso eo raPôl ahametaka lakoly ve? lol

    RépondreSupprimer
  3. hahaha miandry an'i pôly eo marina

    RépondreSupprimer
  4. raha adika @ tsotsotra @ teny Frs dé oe : on ne peut pas être déçu s'il n'y arien à attendre!

    RépondreSupprimer
  5. C vrai,finalement, 'maharitra' et 'miandry' ne sont pas du tout pareils.

    RépondreSupprimer
  6. Hak ! marina an ! Voninavoko ihany e !

    RépondreSupprimer