dimanche 20 mars 2011

ny asa sy ny fahasalamana

Mahavariana fa mamono tena mihintsy isika rehefa hitady vola, atao ambanin-javatra mihintsy ny fahasalamana, dia
rehefa mahazo vola be indray isika dia saika lany amin'ny fitsaboana avokoa izany  !!

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire