mercredi 23 mars 2011

ny fanao

Raha toa izy ka tsy nahazo afats'izay zavatra azony hatrizay,
dia satria izy tsy nanao afa-tsy ny fanaony hatrizay ...!




... Izay atao ihany no vita
ary izay tsy vita ihany no tsy natao

7 commentaires:

  1. Dia izay vita ihany koa no atao!

    Mapté tsangatsangana mijery anao!

    RépondreSupprimer
  2. ndao é! tonga dé atao sitrany ahay vita ;-)

    RépondreSupprimer
  3. Raha vonona ianao dé ndao hamboly hazo @'ny herinandro!

    RépondreSupprimer
  4. Oay, vonona tsara miints za ka! ianao mitondra angady dé za mitondra izay ambolena.

    RépondreSupprimer
  5. ndé ndao hamboly chou-fleur bedebe

    RépondreSupprimer
  6. omano tsara ny masombolinao fa ho avy za @'ny angady sy ny harona ;)
    raha sendra tonga aloha any zà dé tonga dia tondrahako mialoha ny tany, @'zay lonaka tsara @ andro fambolena , sa?

    RépondreSupprimer
  7. Mety miintsy zany hevitrao zany, izay tonga aloha tonga dé manondraka, tant mieux raha be rano be, @zay vokatra tsara ny...masomboly.

    RépondreSupprimer