lundi 21 mars 2011

Jamban'ny fitiavana

Fajahambàna tokoa ny fitiavana raha toa ka ny tianao tsy mahita anao ary ny tia anao tsy hitanao ...


... Rehefa jamba tokoa ianao dia tsapa fa mihamitombo hatrany ny tarehinao ;-)

5 commentaires:

  1. Tsy mazava tsara lé oe:'mihamitombo ny tarehinao'?

    RépondreSupprimer
  2. io zany angamba notsoahina avy amin'ny lay fiteny hoe : 'izay tiana mitombo tarehy ...'

    fa ny fanontaniako dia ny hoe, marina tokoa ve zany rehetra zany?

    RépondreSupprimer
  3. Io zany dia izao angamba no tena marina: 'aimes ce qui t'aime, mais n'aimes pas ce que tu aimes...!'

    RépondreSupprimer
  4. oui, tout est possible é!
    disons aussi, aimes ce que t'aime et surtout aimes ce qui tu aimes

    RépondreSupprimer
  5. 'Le verbe aimer se conjugue en tous les temps, mais c'est au présent le plus beau'. Citation mlay be io!

    RépondreSupprimer