Go ahead ! Misaotra leisy Tantely, dé mbo zarao any ho any koa é, izay anie no tanjona é, fa rà zà elà manaova abonnement @'ny mailaka dé @'zay mahazo copie fona, fa tsy voatery alefako FB ny vaovao ato.
Ah ok azafady fa maro ny Tantely akama dé nanao tsianjeruy za, zao nitombo iray ndray zany ;-), noheveriko fa mamy toy ny Tantely hafa hihihihi misaotra fa efa nisy jiro nanazava zà ;) dia midira ho membre de mahazo copie mail sady afaka fantariko lé commentaire, merci an
Bonjour, Miary, un joli blog tourné vers de très bonnes perspectives. Toujours en avant. Tantely
RépondreSupprimerGo ahead !
RépondreSupprimerMisaotra leisy Tantely, dé mbo zarao any ho any koa é, izay anie no tanjona é, fa rà zà elà manaova abonnement @'ny mailaka dé @'zay mahazo copie fona, fa tsy voatery alefako FB ny vaovao ato.
Tantely hafa nge za ry Miary fa tsy le tantely naman elà zany e, tantely vevavy fa tsy lelà, ! coucou!
RépondreSupprimerMafinaritra le blog. Tantely
RépondreSupprimerAh ok azafady fa maro ny Tantely akama dé nanao tsianjeruy za, zao nitombo iray ndray zany ;-), noheveriko fa mamy toy ny Tantely hafa hihihihi misaotra fa efa nisy jiro nanazava zà ;)
RépondreSupprimerdia midira ho membre de mahazo copie mail sady afaka fantariko lé commentaire, merci an